Hetsi-pitakian’ny ENS Toliara: Nanamafy ireo hetsika manerana ny Nosy
- jeudi, 07 janvier 2021 19:37
- Tigre
- Sary nomena
Nanao hetsika nilanja sorabaventy nanohana ny nataon’ireo ao amin’ny ENS Ampefiloha-Antananarivo ny ENS aty Toliara.
Mahatsapa izy ireo fa voafitaka tamin'ny fampanantenana ny handraisana ireo vita fianarana, mba ho mpampianatra eo anivon’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena.
Miantso ny Filoham-pirenena izy ireo hijery ny momba azy ireo, ho fanatanterahana izay fifanarahana efa voasonia.
Nilamina ny hetsika natao teto Toliara.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
http://gasypatriote.com/index.php/tselatra/item/25411-hetsi-pitakian%E2%80%99ny-ens-toliara-nanamafy-ireo-hetsika-manerana-ny-nosy.html#sigProGalleriaa09653e0c8
http://gasypatriote.com/index.php/tselatra/item/25411-hetsi-pitakian%E2%80%99ny-ens-toliara-nanamafy-ireo-hetsika-manerana-ny-nosy.html#sigProGalleriaa09653e0c8
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.