Fitsarana fiara : Hikatona tanteraka ny eny amin'ny Gare routière Maki

  • samedi, 21 novembre 2020 15:02
  • Zakaria

Hikatona tanteraka manomboka ny alatsinainy 23 novambra 2020 ny toerana fitsarana fiarakodia vonjimaika natao teny amin'ny toby fiantsonana "Gare routière" Maki Andohatapenaka, ka ny Ivon-toerana fitsarana fiarakodia Betongolo, Alasora/By-pass, Ivato no antonina ho an'ireo hitsara fiara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.