Fanondranana olona an-tsokosoko : Karohina fatratra Ramatoa Maria

  • mardi, 17 novembre 2020 22:01
  • Zakaria

Namoahan’ny Zandary avy amin’ny sampana manao fikarohana momba ny heloka bevava filazana fikarohana i Rasoanahinatina Francia Maria, na antsoina hoe Maria.

Tompon’ny sambo kely mpitatitra olona an-tsokosoko mandeha atsy amin’ny nosy Mayotte ity olona karohina ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.