Andapa : Kamiao hitaomana fako sa hitadiavam-bola amin’ny fasika ?

  • dimanche, 15 novembre 2020 18:06
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Niteraka resabe sy fanehoan-kevitra samihafa tamin’ny facebook ny fahitana kamiao volomboasary iray fitaomana fako hitan’ny olona any ampakana fasika, nefa ny fako eny amin’ny dabam-pako ao Andapa miandrona.

Niely tamin’ny tambazotra sosialy ny sary, narahin’ny fanontaniana hoe "fa kamiao natao hitaomana fako izy ity sa lasa itadiavam-bola amin’ny fasika" ?

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.