Tsivory : Zaza mpiandry omby, hita faty, ary tsy teo intsony ny lohany

  • jeudi, 12 novembre 2020 13:50
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ankona izay nahita ity tranga ity io maraina io tao Tsivory – Amboasary Atsimo. Tsiahia, zazalahy kely 12 taona, mpiandry omby, no hita faty. Notapahin'ireo tsy mataho-tody ny lohany, ary tsy teo amin’ny toerana nahitana ny loza.

Zanaky ny FJKM Tsivory i Tsiahia, ity niharan’ny famonoana tamin’ny fomba feno habibiana ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.