Vinaninoro-Ambositra II : Vaky ny fasana, razana 4 no very

  • mardi, 13 octobre 2020 14:48
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Fasana iray no nisy namaky, tao Ankaditany, Fokontany Vinaninoro, Kaominina Ambositra faharoa, Distrika Ambositra.

Voamarina fa razana 4 no very.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.