Fifidianana Loholona: Anio no fara-fametrahana firotsahan-kofidiana

  • lundi, 12 octobre 2020 11:04
  • Zakaria

Anio 12 oktobra ny andro farany fametrahana firotsahan-kofidiana.

IRD sy ny MMM, izay samy antoko ao amin'ny fitondrana ihany aloha hatrateto no manana lisitra hifaninana

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.