Vohémar – Sambava: Mampitaraina ny maro ny « racket » ataon’ny mpitandro filaminana

  • samedi, 12 septembre 2020 19:31
  • Zakaria

Sady maro ny sakana fisavana fiara sy moto, no mbola anjakan’ny « racket » na ekôlazy amin’ny mpitandro filaminana, izay matetika miendrika fanararaotam-pahefana ka mampitaraina ny maro mampiasa ny lalana Vohémar – Sambava.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.