Mahabo Menabe: Tonga ny Vatsy Tsinjo

  • lundi, 03 août 2020 11:47
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ny 31 jolay teo no nizarana ny Vatsy Tsinjo teto Mahabo Menabe. Tamin’ny 7ora maraina dia efa raikitra ny filaharana, ny sasany efa tamin’ny 2ora tolakandro vao nahazo ny anjarany.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.