Inde: Velom-panantenana ireo Malagasy te hody

  • mardi, 28 juillet 2020 08:50
  • Tigre

Araka ny angom-baovao dia nasaina niomana ireo Malagasy te hiazo an'i Madagasikara fa nisy fivoarana ny fahafahan'izy ireo hitodi-doha aty an-tanindrazana.

Voalaza kosa fa tsy maintsy manaja ny fepetra ara-pahasalamana rehetra ireo andeha amin'izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.