RN13 Tolagnaro – Amboasary : Tapaka ny lalana ho an'ny fiara mihoatra ny 3 taonina

  • mercredi, 22 juillet 2020 22:29
  • Tigre

Fahasimbana amin’ny tetezana ao Manambaro, eo amin’ny PK471+800, no anton’ny fahatapahan’ny lalam-pirenena faha-13 mampitohy an’i Tolagnaro sy Amboasary, nanomboka androany, mandram-pahavitan'ny fanamboarana, ho an'ny fiara mihoatra ny 3 taonina.

Tsy misy fivilian-dalana azo atao eo amin’io toerana io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.