Asa fanaovan-gazety: Nodimandry i Tolotra Rakotoniaina Alain, mpanao gazetin’ny Radio Bongolava

  • mercredi, 22 juillet 2020 22:18
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nodimandry androany teo amin’ny faha-41 taonany i Tolotra Rakotoniaina Alain fantatra tamin’ny solon’anarana Big Tolotra teo amin’ny sehatry ny haino aman-jery. Notsaboina teny amin’ny hopitaly Anosiala Ambohidratrimo izy, ary Covid-19 no voalaza fa nandavo azy.

Mpanao gazety tao amin’ny Radio Bongolava Tsiroanomandidy i Big Tolotra, Radio Bongolava vao avy nanamarika ny faha-25 taona nisiany ny 15 jolay teo, ary i Big Tolotra no isany mpiasa tranainy tao.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.