Sambava: Tany iray nataony varo-telo, any am-ponja no niafarany

  • mardi, 21 juillet 2020 15:22
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tany iray namidy amina olona telo, ary nahazoany vola 35 tapitrisa Ariary. Amin’izay indray taratasin-tany hafa no ivarotan’ilay ramatoa ny tany. Nahatsiaro ho voafitaka ireo mpividy ka nitondra ny raharaha tany amin’ny Polisy.

Tazomina am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonja Antalaha ilay ramatoa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.