Misy soritr’aretina Covid-19 : Ireo toeram-pitsaboana afaka aleha Antananarivo Renivohitra sy manodidina

  • samedi, 18 juillet 2020 14:17
  • Zakaria

Ireo toeram-pitsaboana afaka aleha raha toa ka misy ireto soritr’aretina ireto :

- Mikoha-maina
- Mahatsiaro vizambizana
- Marary an-doha
- Marary kibo
- Tsy maheno fofona
- Tsy maheno tsiron-kanina
- Mafana hoditra
- Sempotra
- Marary tratra

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.