Covid-19: Mikatona ny HCC

  • samedi, 18 juillet 2020 13:27
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary

Miato ny asa aman-draharaha eo anivon’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana na HCC. Tsy azo idirana ny HCC, eo amin’ny mpiandry vavahady no raisina raha taratasy ifaneraserana.

Raha misy asa maika, dia izay mpiasa voakasiky ny fandinihana izany no miasa vonjimaika.

Noraisina ny fepetra manoloana ny fihanaky ny Covid-19 sy ho fiarovana ireo mpiasa, araka ny fampitam-baovao nataon’ny HCC.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.