Nantes - Frantsa: Nitrangana haintrano tao amin’ny Katedraly Piera sy Paoly

  • samedi, 18 juillet 2020 13:22
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nirehitra ny ampahan’ny Katedraly Piera sy Paoly ao Nantes – Frantsa. Niainga tamin’ny toerana telo ny afo. Nalaky voafehy ny afo. Na izany aza isany rotiky ny afo ny « orgue » lehibe tao am-piangonana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.