Nanao taingin-droa tamin'ny moto: Naato tamin'ny asany ilay Polisy

  • vendredi, 17 juillet 2020 20:38
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Sary niparitaka tamin’ny facebook nampiseho Polisy iray nanao taingin-droa tamin’ny moto teny Itaosy teny no nanokafan’ny tompon'andraikitra teo anivon’ny Polisim-pirenena fanadihadiana, ka tonga tamin’ny fanapahan-kevitra nampiatoana tamin’ny asany avy hatrany ilay mpitandro ny filaminana hita amin'ny sary.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.