Nosy-Be: Mikatona ny seranan-tsambo

  • jeudi, 16 juillet 2020 14:07
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Voarara ny fivezivezena an-dranomasina mampitohy an’i Nosy-Be amin’ny Distrika Ambanja. Mikatona nanomboka omaly ny seranan-tsambo Nosy Be. Ny vokatra, ny marary no afaka taterina. Anisany fepetra noraisin’ny komity miady amin’ny Covid-19 Nosy Be io hisorohana ny fihanak’ity valanaretina ity. Mihatra koa ny « couvre-feu » aty an-toerana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.