Rolly Mercia: Nosamborin’ny Polisy, savaina tranony

  • jeudi, 16 juillet 2020 09:54
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nosamborin’ny Polisy androany maraina i Rahajason Harry Laurent na Rolly Mercia, minisitry ny serasera sy kolontsaina tamin’ny tetezamita sy tamin’ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina.

Nentina tao amin’ny Commissariat Central Tsaralalana izy taorian’ny fisamborana azy ny maraina. Roso amin’ny fisavana ny tranony eny Ambolokandrina Boriborintany faharoa Antananarivo ny mpanao fanadihadiana nanomboka io misandratr’andro io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.