Ambalavao Tsienimparihy: Lehilahy iray mpisavika, maty voatsindrin’ny omby

  • lundi, 29 juin 2020 17:29
  • Zakaria

Namoizana ain’olona iray ny tolon’omby tao Tsianindohany Fokontany Maroparasy, Ambalavao Tsienimparihy, nentina nankalazana ny faha-60 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara. Voatsindrin’ny omby avy nitroatra ny iray tamin’ireo mpisavika, ka izay no voalaza nitarika ny fahafatesany.

Fanatanjahantena ny tolon’omby na savika, ary ny faritra Betsileo no tena ahitana azy io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.