Ambanja: Voatendry ho lehiben’ny Distrikan’Ambanja Raharison Andriambolahery Tsirinilaina

  • jeudi, 25 juin 2020 09:30
  • Zakaria

Noraisina nandritra ny Filankevitry ny minisitra ny alarobia 24 jona 2020 ny didim-panjakana fanendrena an-dRaharison Andriambolahery Tsirinilaina ho lehiben’ny Distrikan’Ambanja.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.