Bepeha – Ihorombe: Kamiao mitondra mpanangom-bokatra notafihin’ny dahalo mitam-basy

  • jeudi, 18 juin 2020 20:19
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Olona roa no namoy ny ainy tao anatin’ny fanafihana mitam-basy nitranga androany maraina tao Fandana, Bepeha, Faritra Ihorombe. Kamiao mitondra mpanangom-bokatra sy entam-barotra avy any Fianarantsoa no norarafan’ny dahalo tamin’ny tifitra variraraka. Norobain’ireo dahalo ny vola sy ny ankamaroan’ny entana tao anatiny.

Roso amin’ny fanarahan-dia ikarohana ireo dahalo nahavanon-doza ny Zandary.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.