Andina – Ambositra: Fahasimbana marolafy no navelan’ny fitrandrahana « Amazonite »

  • jeudi, 18 juin 2020 14:59
  • Zakaria
  • Sary: Louis Gonz Mamindraibe

20 taona mahery no naharetan’ny fitrandrahana « Amazonite » tao Talaky Kaominina Andina, Distrika Ambositra.

Tetezan-kazo tsotra mirefy 10 metatra no hany navelany. Velaran-tanimbary 80ha no tsy azo volena vary fa lasa tanimboly sy lavaka lalina no takaitrany, mampitaraina ny mponina tamin’ny fotoana nidinan’ny fiarahamonim-pirenena Tafo Mihaavo (Tambazotran'ny Fokonolona Mitantana Harena Voajanahary eto Madagasikara) tao an-toerana nahita maso ny zava-misy.

(Sary: Louis Gonz Mamindraibe)

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.