Sambava: Manararaotra ny tsy fisian’ny « Police de la Route » ireo mpitaingina moto

  • samedi, 08 février 2020 23:21
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Sambava

Mitombo ny tsy fanarahan-dalàna eo amin'ny fifamoivoizina teto Sambava, toy ny hita amin’ireto sary nalaina androany ireto.

Tsy manao aroloha ny ankamaroan’ireo mpitondra moto. Ao anaty arabe ny olona no mandeha.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.