Malaimbandy: Tazomina am-ponja vonjimaika ny Ben’ny tanàna teo aloha

  • samedi, 08 février 2020 10:11
  • Zakaria

Fanenjehana taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Bianco no nisamborana azy, ka nidirany am-ponja vonjimaika.

Ben’ny tanàna tsy miankina tao Malaimbandy, Distrikan’i Mahabo i Kassamaly Reza. Tsy nirotsaka hofidiana izy tamin’ny fifidianana natao ny 27 novambra 2019.

Tany Mandoto faritra Vakinankaratra izy no voasambotra, ary nalefa ao amin’ny fonjaben’i Morondava.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.