Ambondrona-Antananarivo: Tranon'ny Vaditany tra-tehaky ny Jirama nisintona herinaratra tsy mandalo kaontera

  • vendredi, 24 janvier 2020 20:44
  • Zakaria

Tranon'ny Vaditany (Huissier de justice) iray eny Ambondrona no tra-tehaka nisintona herinaratra tsy mandalo kaontera nandritra ny fitsirihana nataon’ny Jirama.

Notapahana avy hatrany ny jiro tao amin'ilay trano ary ampanantsoina eny amin'ny Jirama ny tompon-trano ny Talata ho avy izao hanonitra ny saran'ny herinaratra nangalariny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.