Fitakian’ny SECES: Hanan-danja ny fivorian’ny telo tonta amin’ny zoma

  • mercredi, 22 janvier 2020 20:56
  • Zakaria

Tao aorian’ny fihaonan’ireo solontenan’ny sendika SECES tamin’ny Praiminisitra ny 17 janoary 2020 teo dia hisy ny fivoriana hiarahan’ny Minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, ny Minisitry ny fitantanam-bola sy ny toekarena, amin’ireo SECES ny zoma ho avy izao, handinihana ny hamaliana ny fangatahan’izy ireo mahakasika ilay vola goavana tsy mbola voaloa, isany votoatin’ny fitakian’izy ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.