Morondava: Saron’ny Polisy ny mpangalatra akoho sy mpangalatra « cyclo-pousse »

  • mercredi, 22 janvier 2020 14:45
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Morondava

Tra-tehaky ny Polisy eto Morondava renivohitry ny Faritra Menabe, nandritra ny fisafoana natao halina, tamin’ny toerana roa samihafa, ny mpangalatra akoho sy mpangalatra « cyclo-pousse ». Nikasa hitsoaka ireo saingy tsy lasa lavitra dia voasambotra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.