Andranofasika (RN4): Nanampy tamin’ny fanalana fasika nanototra ny arabe ny Tafika

  • mercredi, 22 janvier 2020 11:15
  • Zakaria
  • Sary: Tafika Malagasy

Nirotsaraka nifanome tanana tamin’ny Fokonolona nanamboatra ny lalana tapaka tety Ampasikabe Kaominina Andranofasika, Distrikan' Ambatoboeny ny miaramila ao amin'ny ZRPS DELTA raha nandre fa simba ny lalana noho ny firotsahan'ny orana tafahoatra ka nampitohana ny fifamoivoizina amin'iny lalam-pirenena fahaefatra iny.

Mbola mikija ny orana aty an-toerana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.