Fifamoivoizana: Ho tapaka ny lalana Antanandrano mihazo an'Androhibe

  • mardi, 21 janvier 2020 21:57
  • Zakaria

Mampilaza ny Ben'ny Tanàna Ankadikely Ilafy fa noho ny fanamboarana, dia ho tapaka ny lalana eo Antanandrano mihazo an'Androhibe ny alarobia 22 janoary manomboka amin'ny 6ora maraina ka hatramin'ny alakamisy 23 janoary 2020 amin'ny 6ora hariva.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.