RN4 - Befotoana Ankarafantsika: Tapaka nitosahan’ny fasika ny arabe eo amin’ny PK 480

  • mardi, 21 janvier 2020 12:47
  • Zakaria

Tapaka vonjimaika ny lalam-pirenena faha-4, eo Befotoana Ankarafantsika - PK 480, noho ny fihotsahan'ny fasika eo ambony arabe.

Mifarimbona manala ny fasika manakana ny làlana ny Talem-paritry ny asa vaventy Boeny, ny Prefen’i Boeny, ny Zandarimaria sy ny BNGRC Boeny miaraka amin'ny Fokonolona mba hiverenan'ny fifamoivoizana haingana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.