Andro ratsy: Tsy mianatra ny mpianatra, tsy mahazo miandriaka manerana an’i Boeny

  • mardi, 21 janvier 2020 09:29
  • Zakaria
  • Sary satellite 9h15

Voasokajy ho faritra mena noho ilay andro ratsy mitondra oram-be sy tafio-drivotra ny faritra Boeny. Nandray fepetra ireo solontenam-panjakana manoloana izany, nampiato ny fampianarana manerana ny DRENETP Boeny manomboka anio, ary tsy mahazo miandrika ihany koa ireo mpampiasa ranomasina.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.