Anjozorobe: Voasambotra i « Randriamanga », mpaka an-keriny ikoizana

  • dimanche, 19 janvier 2020 20:20
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Voasambotry ny miaramilan'ny 3RG DAS Marotsipoy, ny zoma 17 janoary 2020, tao Ambohitsimarofotsy distrikan'Anjozorobe i Randriamanga. Efa nokarohina hatry ny ela ity mpaka an-keriny ikoizana ity, no izao tratra izao.  Efa natolotra ny Zandary ny andron'io ihany izy.

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.