Toamasina: Miaramila iray vaky loha niady tany amin’ny Bar

  • jeudi, 02 janvier 2020 12:18
  • Zakaria

Nangingina tsy toy ny mahazatra ny fety fitsenana ny taona vaovao 2020 teto Toamasina.

Vokatry ny alikaola sy hamamoana anefa dia miaramila iray no vaky loha niady tany amin’ny Bar tao Mangarivotra ny alarobia vao maraina.

Tovovavy iray no namono tena, saingy avotra ihany ny ainy. Nisy lehilahy iray maty voatsatoka antsy noho ny ady tany anaty Bar tao Ankirihiry. Nisy 11 ireo olona vaky loka niady an-dalana tao anatin'ny fety.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.