Espaina: Hiverina amin’ny 8 jona ny fiadiana ny tompondaka amin’ny kitra

  • dimanche, 24 mai 2020 20:21

Nanambara i Pedro Sanchez, lehiben’ny governemanta espainôla fa hiverina ireo fifaninana ara-panatanjahantena. Ho an’ny fiadiana ny tompondaka amin’ny baolina kitra, Liga, dia hiverina ny lalao manomboka amin’ny 8 jona ho avy izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.