Kintana fahiny ny kitra malagasy: Natoloran’ny FMF sy ny FIFA fanampiana hiatrehana izao fotoan-tsarotra izao

  • mercredi, 06 mai 2020 21:50
  • Sary nindramina

Nahatsiaro manokana, ka nanolotra fanampiana ho an’ireo mpilalao kitra nitondra avo ny voninahitry ny firenena sy nampamiratra ny baolina kitra malagasy, ary koa ireo mpisehatra rehetra eo amin'ny baolina kitra, ny Federasiona Malagasy ny Kitra sy ny Federasiona iraisam-pirenena ny kitra sy ny FIFA, hiatrehana izao fotoan-tsarotra izao.

Natomboka teto Antananarivo ny fizarana fanomezana. Hisitraka fanampiana toy izao ihany koa ireo kintana fahiny ny kitra any amin'ny faritra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.