Rugby - Gold Top 20: Voahosotra ho tompondaka ny ekipan'ny Tafika Malagasy

  • dimanche, 09 février 2020 18:47
  • Sary: Malagasy Rugby

Nandresy tamin’ny moka fohy 28 noho 27 ny Cosfa Rugby nanoloana ny TFA Anatihazo nandritra ny lalao famaranana tamin'ny Gold Top 20 teo amin’ny kianja Makis Andohatapenaka androany 09 febroary 2020.

Efa nitarika tamin’ny isa 20 noho 19 ny Cosfa teo amin’ny ampaham-potoana voalohany. Voahosotra ho tompondaka ny ekipan'ny Tafika Malagasy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.