Kianja Makis: Feno hipoka ny toerana, ny mpilahatra hiditra mbola mitandavana aty ivelany

  • dimanche, 09 février 2020 13:51
  • Sary nindramina

Miangavy ireo mpitia baolina rugby, mikasa ny hijery ny lalao famaranana anio eny amin’ny Kianja Makis-Andohatapenaka, ny Malagasy Rugby « mba hijanona any an-trano » avokoa mba « hisorohana ny fifanosehana », araka ny fanambarana nataony io maraina io.

Efa feno ny toerana noho ny fahamaroan'ny olona tonga mijery baolina, hoy ny fanambarana, koa entanina hijanona any an-trano ireo rehetra mbola mikasa ny handeha eny amin'ny Kianja Makis.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.