Fifohana sigara sy fihinanana paraky : Anisan'ny loza mitatao ho an'ny fahasalamam-bahoaka

  • mercredi, 18 novembre 2020 12:55

8 tapitrisa isan-taona eo ireo olona maty vokatry ny fifohana sigara sy fihinanàna paraky maneran-tany, 6 hetsy ireo namoy ny ainy vokatry ny fievohana setro-tsigara.

Raha ireo antontan'isa ireo no jerentsika dia anisan'ny loza mitatao ho an'ny Fahasalamam-bahoaka, tsy eto amintsika irery ihany, fa maneran-tany mihitsy ny fifohana sigara sy fihinanana paraky, koa manentana ny tsirairay samy handray ny andraikitra tandrify azy manoloana izany ady izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.