Hery Frédéric Ranjeva: Isan’ireo Mpisolovava ikoizana any Frantsa

  • jeudi, 02 juillet 2020 21:00
  • Sary nindramina

Isan-taona ny revio amerikanina momba ny fitsarana « The Best Lawyers » dia mandahatra sy manasokajy ireo Mpisolovava ao Frantsa araka ny fahaizany sy ny zava-bitany. Fifidianana ataon’ireo Mpisolovava no andaharana azy ireo.

Isan’ireo Mpisolovava misongadina any Frantsa ho an’ny taona 2021 i Hery Frédéric Ranjeva, zanaky Pr Raymond Ranjeva ity farany ary isan’ireo Mpisolovava ao amin’ny « cabinet » Foley Hoag ao Frantsa manana traikefa amin’ny « Arbitrage International ».

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.