Fanampiana ireo traboina: Nitondra ny anjara birikiny Faneva Ima sy Nicolas Dupuis

  • lundi, 27 janvier 2020 22:50
  • Sary: BNGRC

Nifandimby tonga teny amin’ny BNGRC Antanimora, nitondra ny anjara birikiny ho an’ireo Malagasy niaram-boina noho ny ranobe, ny fianakavina Andriatsima Faneva IMA, kapitenin’ny Barea teo aloha, nanome vary 30 gony. Ny rainy sy ny anabaviny no nisolotena azy nanatitra ny fanomezana. Tonga teny ihany koa i Nicolas Dupuis, mpanazatra ny Barea nanatitra vary 20 gony.

Teo koa Rakotoarivony Arsène nanolotra vola 100 000 Ariary sy Randrianandrasana Andrianitafika izay monina any ivelany nanome akanjo fitafy roa fatorana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.