Ny Rado RAFALIMANANA: Hanolotra fanampiana ho an'ireo traboina eto Madagasikara

  • lundi, 27 janvier 2020 20:29
  • Sary Njaka

Efa miandry any ny fanampiana aman-taonina maro izay atolotry ny ONG WFDP hanampiana ireo traboina any amin'ny faritra, araka ny fanambaran'andriamatoa Ny Rado RAFALIMANANA tamin'ny mpanao gazety.

Efa vonona ny fiaramanidina hitondra an'io fanampiana io ho eto Madagasikara izay hiandrasana ny fanapaha-kevitry ny avy eo anivon'ny fiadidiana ny Repoblikan'i Madagasikara.

Asa fanampiana no atao hoy ity farany ka tsy ilaina ny resabe, ka dia manolotra izany hantsitrapo ny tenany sy ny avy amin'ny fikambanana misy azy.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.