Seranam-piaramanidina Ivato: Hentitra ny fanaraha-maso ny fahasalaman'ireo olona mivoaka sy miditra an’i Madagasikara

  • samedi, 25 janvier 2020 22:49
  • Sary nindramina

Nidina ifotony teny amin'ny Seranam-piaramanidina Ivato androany sabotsy 25 janoary ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka Pr Julio Rakotonirina, nitarika ny ekipa avy ao amin'ny Ministera, nijery ny fanatanterahina ireo fepetra noraisina amin'ny fisorohana ny tsy hidiran'ny "Coronavirus" eto Madagasikara.

Hentitra ny fanaraha-maso ny fahasalaman'ireo olona mivoaka sy miditra eny anivon'ireo seranam-piaramanidina sy seranan-tsambo eto Madagasikara.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.