Cnaps: Voatendry ny Tale jeneraly valo volana aty aoriana

  • lundi, 25 novembre 2019 23:35
  • Sary nindramina

Rakotondraibe Mamy no Tale jeneralin’ny Cnaps. Noraisina nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 20 novambra 2019 ny didim-panjakana fanendrena azy.

Tale jeneralin’ny DHL teo aloha, ary filohan’ny Institut Malagasy de Leadership Rakotondraibe Mamy. Izy no mandimby toerana an’i Rakotobe Arizaka Raoul, Tale jeneralin’ny Cnaps teo aloha, nesorina tamin’ny toerany ny 20 martsa 2019.

Tale jeneraly vonjimaika no nitantana ny Cnaps nanomboka tamin’ny volana mey 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.