Sociale

    • mercredi, 27 mai 2020 11:58
    • Photos Présidence

    Toamasina: Renforcement des mesures contre le Covid-19

    Le Président de la République Andry Rajoelina était en déplacement dans la ville de Toamasina le mardi 26 mai 2020. Renforcer les moyens humains et matériels et mettre en place une nouvelle stratégie afin de contenir la propagation du Covid-19. Tel a été le mot d'ordre. Le Président Andry Rajoelina a ainsi dirigé un atelier de concertation des acteurs et des premiers responsables de la lutte contre le Covid-19 à Toamasina. Durant la rencontre, le Chef de l’État a donné des consignes fermes à l’endroit des autorités locales afin d’appliquer les mesures de ripostes avec plus de fermeté et de rigueur. Une nouvelle méthodologie de travail a ainsi été mise en oeuvre pour, d’une part, identifier plus rapidement les porteurs du virus, et d’autre part, améliorer leurs prises en charge et leurs traitements. A cet effet, le Président de la République a annoncé qu’un laboratoire d’analyse aux normes sera implanté à Toamasina dans les meilleurs délais. Outre l’hôpital Manarapenitra, la Clinique d’Ambatovy et le Foyer social Canada, le Centre Régional de la Jeunesse et des Sports de Toamasina (CRJS) a été aménagé pour accueillir les porteurs asymptomatiques du Covid-19.
    Lire la suite ...
    • samedi, 23 mai 2020 15:48
    • Photos Fournies

    Prévention contre le Covid-19: Dotation en matériels et équipement au Ministère de la Justice par le PNUD

    Marie Dimond, Représentant Résident du PNUD à Madagascar a remis ce vendredi au Ministre de la Justice et Garde des Sceaux, Johnny Richard Andriamahefarivo différents lots de matériels et d‘équipements pour soutenir les efforts du Ministère de la Justice à faire face au Covid-19 dans les différentes juridictions et les établissements pénitentiaires. Suivant la requête du Ministère de la Justice, cette dotation comprend notamment divers lots constitués de 10 000 masques, 200 litres, de produits désinfectant pour sol, 500 litres de liquide détergent, 2 000 unités de gels désinfectant pour mains, 3 000 unités de gants latex, 56 pulvérisateurs, une centaine de distributeurs d'eau et une centaine de seaux d’eaux.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 21 mai 2020 14:18
    • Photos Fournies

    Aide aux plus vulnérables: Le PNUD soutient l’effort du gouvernement

    Le paiement des aides financières TOSIKA FAMENO à 13 000 ménages vulnérables situés dans 50 Fokontany des IIIème et VIème arrondissements de la Commune Urbaine d’Antananarivoa été entamé cette semaine avec l’appui du Programme des Nations Unies pour le Développement (PNUD). Ces ménages bénéficieront d’un transfert monétaire non conditionnel de 100 000 Ariary défini par l’État Malagasy, représenté par le Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme et le Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes, dans le cadre du Plan Stratégique d’Urgence Sociale Covid-19. Ils ont été identifiés suite aux analyses de vulnérabilité basées sur le recensement des ménages dont les revenus sont interrompus à cause du confinement, et résidant dans les 19 fokontany du IIIème arrondissement et les 31 fokontany du VIème arrondissement.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 21 mai 2020 14:09

    Covid-19: 200 miliara Ariary ny teti-bola natokana ho an’ny Drafitra Sosialy

    200 miliara Ariary ny teti-bola natokan’ny fanjakana Malagasy ho an’ny Drafitra Sosialy anatin’izao fahamehana ara-pahasalamana ihatrehana ny Covid-19 izao.  
    Lire la suite ...
    • jeudi, 21 mai 2020 13:23
    • Sary: MEDD

    Fako plastika: 768 kilao no niparitaka tamin’ireo tanan-dehibe tao Analanjirofo ny taona 2019

    Vinaina ho 768 kilao ny fako plastika miparitaka manerana ny renivohitry ny Distrika ao amin’ny Faritra Analanjirofo nandritra ny taona 2019 araka ny fanadihadiana nataon’ny Sampandraharam-paritry ny tontolo iainana sy fandrosoana lovainjafy Analanjirofo. Misy ny fanentanana ny tsirairay mba tsy hanary ny fako plastika eny rehetra eny indrindra any an-dranomasina. Vina lavitr’ezaka ho tratrarina kosa ny fametrahana ivontoerana mpanodina fako isaky ny tanàn-dehibe amin’ny Faritra Analanjirofo. (Jereo Sary Tohiny)  
    Lire la suite ...
    • mardi, 19 mai 2020 22:11
    • Sary nomena

    Moramanga: Hisitraka « Vatsy Tsinjo » ireo tena marefo ho fiatrehana ny fiantraikan’ny valanaretina Covid-19

    Distrika ahitana tranga Covid-19 maro i Moramanga, Faritra Alaotra Mangoro. Minisitra maromaro no nanao rodobe taty an-toerana androany, notarihin’ny Praiminisitra Ntsay Christian, nanome toromarika ny solontenam-panjakana sy nanentana ny fiaraha-miasan’ny rehetra, indrindra eo amin’ny fanentanana ny olona hanatanteraka ireo fepetra mihatra amin’ny hamehana ara-pahasalamana, tahaka ny fampihenana ny fifamezivezena mba hisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina, raha tsy misy antony manokana voamarina mazava. Hentitra ny Praiminisitra nilaza fa ny refy ahafahana mamaritra ny fahombiazan’ny paikady napetraka dia ny fifehezana ny tahan’ny “cas positif” sy ny olona misy ny soritr’aretina.
    Lire la suite ...
    • mardi, 19 mai 2020 21:48
    • Sary nomena Koweït

    Covid19: Malagasy maro no tavela any ivelany miantso vonjy ny hamelana azy ireo hody an-tanindrazana

    Mitaraina ireo vehivavy teratany Malagasy mikarama any Koweït fa ho tapitra amin’ny 22 may izao ny fe-potoana nomen’ny governemanta any an-toerana handraisana an-tanana azy ireo hahafahan’izy ireo mody an-tanindrazana. Natoby amina sekoly izy ireo nanomboka tamin’ny 26 aprily, anatin’izao fihibohana noho ny Coronavirus izao, miaraka amin’ireo mpiavy avy amin’ny firenena hafa toa an’i Philippines, Népal, Indonésie, Ethiopie, Srilanka sns, ireto farany izay efa saika tafody any amin’ny fireneny avy ny ankamaroany. Iantohana ny tapakilan’ny fiaramanidina hodian’izy ireo, fa miankina amin’ny fankatoavan’ny fanjakana malagasy ny hahafahan’izy ireo miditra eto Madagasikara ny fiaingana any.
    Lire la suite ...
    • lundi, 18 mai 2020 21:34
    • Sary nindramina

    Manarintsoa Isotry: Nanatanteraka fitiliana faobe "Coronavirus" ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka

    Toerana nahitana tranga Covid-19 azo avy amin’ny fifampikasohana na "cas contact" miisa 16 teny Manarintsoa Isotry, tamin’ireo tranga vaovao niisa 45 araka ny tatitra navoakan’ny Foibem-pibaikoana momba ny Covid-19 ny sabotsy 16 may 2020. Nidina teny an-toerana ny alahady 17 may 2020, ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka, notarihin'ny Minisitra Ahmad Ahmad, sy ireo ministera hafa mpiara-miasa, nanatanteraka fitiliana faobe amin'ny valanaretina "Coronavirus". Voakasik’izany ireo Fokontany efatra manodidina an’i Isotry Manarintsoa.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 14 mai 2020 20:03
    • Sary nindramina

    Fahasalaman'ny reny sy ny zaza: Manao tantsoroka ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny orinasa STAR

    Nisy ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny orinasa STAR. Fitaovana mitentina 1,2 lavitrisa Ariary ho fanampiana sy fanatsarana ny fandraisana an-tanana ny fahasalaman'ny reny sy ny zaza no votoatin’izany. Hopitalim-panjakàna miisa telo no hisitraka izany fampitaovana izany, dia ny CHU Toliara, CHRR Maintirano ary ny CRD Ikalamavony. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • lundi, 11 mai 2020 21:09
    • Ministeran’ny Fanabeazam-Pirenena

    Ambanitsena - Manjakandriana: Nizarana boky ahafahana mampiana-tena ny mpianatry ny CEG

    Natomboka ofisialy androany 11 May 2020 teny amin'ny CEG Ambanitsena, CISCO Manjakandriana, ny fizarana ireo boky ahafahan’ireo mpianatra mampiana-tena antsoina ihany koa hoe "livrets essentiels". Natokana ho an’ireo mpianatra T6, T7, T8 ary T9 ireo boky ireo, izay mahakasika ireo taranja fototra telo, dia ny malagasy, frantsay ary matematika. Natao hanatevina ny fahalalana efa azon’ireo mpianatra sy hikolokolo ary hanamafy ny fitadidian’izy ireo ity boky iity, noho izy ahitana famintinana lesona, fampiharana ary paika samihafa hitsapana ny fari-pahaizan’ny mpianatra amin’ny alalan’ny fampiharana sy fanitsiana.
    Lire la suite ...
Page 7 sur 222