Sociale

    • mercredi, 01 juillet 2020 08:24
    • Photos fournies

    Pharmalagasy: L’usine sera opérationnelle dans un mois

    Le Président de la République Andry Rajoelina et son épouse Mialy Rajoelina se sont rendus à Tanjombato ce 30 juin 2020 pour constater de visu l'avancement des travaux d'installation de l'usine pharmaceutique Pharmalagasy. Les travaux de construction de cette nouvelle usine ont débuté il y a un peu moins de deux mois. Pharmalagasy sera équipée de matériaux et technologies derniers cris. «Notre défi est que Madagascar puisse produire localement les médicaments dont les Malagasy ont besoin» a déclaré le Président Andry Rajoelina durant cette visite. Par ailleurs, face à la pandémie du coronavirus, l’usine Pharmalagasy produira la gélule CVO+ curative et préventive.
    Lire la suite ...
    • dimanche, 28 juin 2020 14:34
    • Sary nomena

    Toamasina: Mitohy ny ezaka hamongorana tanteraka ny Covid-19

    « Aza mandrimandry mbôla managna aretina antsika, satrià mbôla miparitaka ny virus ». Antitranterin’ny Governora Faritra Atsinanana RAFIDISON Richard Théodore io hafatra io, na tamin’ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety, na tamin’izy nandray fitenenana nisolo tena ny CRCO Atsinanana tamin’ny fotoam-panombohana ny asa famendrahana, na campagne de désinfection amin’ny alàlan’ny fanafody VIROKIL.
    Lire la suite ...
    • mardi, 23 juin 2020 20:01
    • Photos fournies

    Analyses Médicales: Le Laboratoire LA2M est désormais opérationnel

    Le Laboratoire d’Analyses Médicales Malagasy (LA2M) est désormais opérationnel. Ce laboratoire épidémiologique est le premier laboratoire malagasy à effectuer le dépistage de toutes les maladies épidémiques telles que la peste, le choléra, la tuberculose, le paludisme, le VIH-SIDA, etc. « L’inauguration de cette nouvelle infrastructure démontre que la santé de la population est primordiale pour l’État malagasy » a déclaré le Président Andry Rajoelina lors de la cérémonie ce 23 juin 2020. Il s’agit également de la concrétisation du cinquième « Velirano » du Président de la République, à savoir la santé pour tous.
    Lire la suite ...
    • mardi, 23 juin 2020 16:07
    • Sary nindramina

    LA2M Androhibe: Mahavita manao fitiliana Covid-19 manodidina ny 700 isan'andro

    Notokanana androany maraina tetsy Androhibe-Antananarivo ny LA2M (Laboratoire d'Analyse Médicale de Madagascar) miaraka amin’ny fampitaovana ao anatiny. Nitarika ny lanonana teny an-toerana ny filoham-pirenena Andry Rajoelina, notronin’ny solontenan’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana eto Madagasikara sy ny masoivohon’i Korea Atsimo. Hanampy amin’ny fitiliana tsimok’aretina Covid-19 ity laboratoara ity, ankoatra ireo efa misy. Mahavita fitiliana manodidina ny 700 isan'andro ity LA2M Androhibe ity. Fotodrafitrasa efa vita tamin’ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina ny taona 2018 izy ity, no nasiam-panatsarana sy fampitaovana.  
    Lire la suite ...
    • lundi, 22 juin 2020 19:00
    • Sary nindramina

    Covid-19: Niampy iray ny toeram-pitsaboana afaka mandray an-tanana ireo marary mafy

    Nisokatra ofisialy androany 22 Jona 2020, ny « Centre Kintana ». Ity no ivo-toerana ara-pitsaboana fahatelo an’ny Fondation Akbaraly eto Madagasikara tao aorian’ny any Fianarantsoa sy Mahajanga. Hisahana sy hikarakara ireo marary amin’ny ankapobeny ity ivo-toerana vaovao ity. Manana sampandraharaha hafa toy ny : « cancérologie », « pédiatrie », « allergologie », « échographie » sy ny fizaham-pahasalamana momba ny tsy fanjariantsakafo ihany koa izy. Manoloana izao ady atrehan’ny firenena izao, nanapa-kevitra ny mpitantana miaraka amin’ny fanjakana, dia ireo mararin’ny coronavirus izay efa maneho soritr’aretina efa sarotsarotra « formes graves » ihany aloha no ho raisina ao. (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • dimanche, 21 juin 2020 12:33
    • Sary: Polisim-pirenena

    Fetin'ny Ray: Nahatsiaro ireo zaza kamboty ao amin’ny Akany Ambatolampy ny Polisim-pirenena

    Tonga tao amin’ny Akany Ambatolampy nitondra fanomezana ho an'ireo zaza kamboty beazina ao ireo lehiben'ny Polisim-pirenena izay notarihin'ny Minisitry ny filaminam-bahoaka CGP Randrianarison Fanomezantsoa Rodellys amin’izao andro fankalazana ny fetin'ny Ray izao ho fanehoana fa manana Ray aman-dreny mitaiza izy ireo na dia lavitry ny fianakaviana aza. Nahazo bodofotsy sy vary ary arendrina avy any amin'ny Ministeran'ny filaminam-bahoaka izy ireo. Nitondra fanampiana toy ny sakafo sy akanjo ary kojakoja maro samihafa (savony, koveta,...) hanampiana ny ankizy amin'ny fiainany andavan'andro ihany koa ireo mpiara-miasa hafa toy ny FIVAPOVA avy ao amin'ny Commissariat Central. Tao ihany koa ny sampana "Soatia" izay nanome "Masque" miisa 200 sy lamba firakotra miisa 30. Ankoatra izay dia nanome baolina basket sy foot ihany koa ny depiote voafidy tao Ambatolampy. Nofaranana tamin’ny fiaraha-misakafo tamin'ireo ankizy miisa 69 moa ny lanonana.    
    Lire la suite ...
    • dimanche, 21 juin 2020 11:51
    • Sary: Ministeran’ny Mponina

    Vehivavy avy any Koweït: Notolorana "kits de dignité" teny Ambatomirahavavy ampihiboahana azy ireo

    Nitohy ny fandraisana an-tanana ny fanaraha-maso sy fanadihadiana ireo vehivavy Malagasy miisa 176 nody an-tanindrazana avy any Koweït izay napetraka ao amin’ny « Domaine St François » sy teny amin'ny « La Villa Verte » samy eny Ambatomirahavavy. Notolorana "kits de dignité" misy ireo kojakoja ilaina amin’ny fidiovana sy fahadiovana izy 176 mirahavavy, izay fiaraha-miasa teo amin'ny Minisiteran'ny Mponina, ny Fiarovana ara-tsosialy sy ny Fampiroboroboana ny Vehivavy sy ny UNFPA (Fonds des Nations Unies pour la Population), OIT (Organisation Internationale du Travail) ary ny OIM (Organisation Internationale pour les Migrations). (Jereo Sary Tohiny)
    Lire la suite ...
    • vendredi, 19 juin 2020 12:40
    • Photos fournies

    Pharmacie: L’usine «Pharmalagasy» bientôt sur pied

    100 tonnes de matériels derniers cris ont été acheminés spécialement par avion-cargo afin d’équiper la nouvelle usine pharmaceutique « Pharmalagasy » afin de produire localement et à grande échelle les médicaments dont les Malagasy auront besoin, notamment dans la lutte contre la pandémie du Covid-19. Ce 18 juin 2020, le Président Andry Rajoelina a réceptionné officiellement ces équipements à l’aéroport de la BANI Ivato. Le CVO+ sera l’un des premiers médicaments qui sera élaboré dans l’usine « Pharmalagasy ». Il s’agira d’un médicament, sous forme de gélule, à base de la plante artémesia dont les vertus curatives et préventives contre le coronavirus ont déjà porté leurs fruits grâce au remède traditionnel amélioré Tambavy CVO. L’élaboration de la formule du CVO+ est issue des travaux de recherches des scientifiques malagasy qui ont travaillé étroitement avec des scientifiques étrangers.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 10 juin 2020 20:34
    • Sary: Sénat de Madagascar

    Madagasikara: Tsy afaka misitraka rano fisotro madio ny 57%n’ny mponina

    Nanatanteraka famelabelaran-kevitra narahina adihevitra teo anivon’ny Antenimierandoholona ny “WaterAid” androany alarobia 10 jona 2020. Fiarahamonim-pirenena miandraikitra ny rano “WaterAid” izay vatsian’ny Vondrona Eoropeanina vola no mifanohana amin’ny “Organisation de la Société Civile pour l’Eau Assainissement-Hygiène”. Nandritra famelabelarana izay nataon'ny tompon’andraikitra ao amin’ny « WaterAid » no nilaza fa 95%n’ny malagasy no manana olana amin’ny fisitrahana rano ho fanadiovana sy fidiovana. Amin’izao fipariahan’ny valanaretina izao anefa dia ny fanasàna tànana amin’ny rano sy savony no vahaolana voalohany entina hanakànana izany.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 10 juin 2020 11:04
    • Sary nomena

    Toamasina, Ady amin’ny Covid-19: Manao tohivakana ny tati-bitsika sy fanomezan-tànana

    Mbola manao tohivakana ny tati-bitsika sy fanomezan-tànana ataon’ny sehatra tsy miankina sy fiarahamonim-pirenena. Anisan’izany ny fikambanana SAKATOVO sy ny MASÖVA ANTSIGNANANA. Ny natolotra: Pulvérisateurs 16l miisa 25; savony 50 baoritra amin’ny 12 isa ; arotava 50; gilet miisa 25. Marihina fa ireto fikambanana ireto dia ivondronan’ireo zanaky ny faritra Atsinanana mila ravinahitra sy miely any Antananarivo sy ny manodidina.
    Lire la suite ...
Page 5 sur 222