Loholona Rabe François: Nodimandry teo amin’ny faha-84 taona

  • lundi, 03 août 2020 13:02
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Mpitandrina FJKM misotro ronono, Loholon’i Madagasikara teo aloha i Rabe François. 

84 taona izy izao nodimandry izao. Ao Anosiravo Avaratra, Kaominina Ambatomanga no handevenana azy anio.

Manana ny mariboninahi-pirenena « Grand Croix de 2e Classe » izy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.