Andriantomanga Mokhtar Salim: Mandray ofisialy ny toerana maha Governoran’ny Faritra Boeny azy

  • dimanche, 26 juillet 2020 22:28
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tontosa androany Alahady 26 jolay 2020 ny famindram-pahefana teo amin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny Mpisolotoerana Atoa Bazezy Vanombe Clavelah sy ny Governoran’ny Faritra Boeny vao notendrena ny alakamisy 23 jolay teo, Atoa Andriantomanga Mokhtar Salim.

Nanotrona izany tao amin’ny Lapan’ny Faritra teto Mahajanga Be ny Filoha Andry Rajoelina mivady.

Niazo ny CHU Mahavoky Atsimo, nanolotra nitondra fanafody, CVO ary fitaovana toy ny concentrateur d’oxygène entina hiadiana amin’ity valan’aretina Covid-19, ary koa fandrisika ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana ny delegasiona notarihin’ny Filoham-pirenena taorian’izay.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.