Ady amin'ny Covid-19 : PM Ntsay Christian no hilaza ny fepetra ho amin'ny 15 andro manaraka

  • samedi, 25 juillet 2020 14:15
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary nindramina

Ny Praiministra lehiben'ny Governemanta Ntsay Christian, no hitafa mivantana amin'ny vahoaka Malagasy amin'ny TVM/RNM ny alahady 26 jolay 2020 amin'ny 8 ora alina.

Mandritra izany no hanambarany mikasika ny fepetra horaisin'ny fanjakana ho amin'ny 15 andro manaraka, ao anatin'ny ady atao amin'ny valan'aretina Covid-19.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.