Filankevitry ny Minisitra: Niampy telo ireo Governoran’ny Faritra voatendry

  • jeudi, 23 juillet 2020 22:42
  • Zakaria

Andiany fahaefatra ireo Governoran’ny Faritra voatendry nandritra ny Filankevitry ny Minisitra, notanterahina tamin’ny alalan’ny « visioconférence » androany alakamisy 23 jolay 2020.

- Faritra Analanjirofo: Dr Randriamanantena Marcellin
- Faritra DIANA: Marisiky Daodo Arona
- Faritra Boeny: Andriantomanga Mokhtar

Voatendry tamin’ny 25 septambra 2019 ireo andiana Governoran’ny Faritra voalohany:

- Faritra SAVA: Tokely Justin
- Faritra Menabe: Randriantsoa Mong Wai Tune Serge Lucky
- Faritra Anosy: Hatrefindrazana Jerry
- Faritra Androy: Soja Tsimandilatse Lahimaro
- Faritra Atsimo Andrefana: Tovondrainy Andriantsitohaina Ranoëlson Edaily
- Faritra Alaotra Mangoro: Dr Ramandehamanana Richard
- Faritra Analamanga: Rasoamaromaka Herilalaniaina
- Faritra Itasy: Gal Andriamanana Solofonirina Maherizo
- Faritra Matsiatra Ambony: Razafindrafito Lova Narivelo
- Faritra Atsimo Atsinanana: Mahafaky Justin
- Faritra Sofia : Gal Lylyson René de Rolland Urbain

Tamin’ny 12 febroary 2020 ny fenendrena andiany faharoa:

- Faritra Vakinankaratra: Rakotovao Vy Vato Rakotomaditra
- Faritra Vatovavy Fitovinany: Gal Razafitsotra Lucien Laurel

Nisy fanendrena tamin’ny 4 marsa 2020, ny Governoran’ny Faritra Atsinanana, Rafidison Richard Théodore ho amin’izany toerana izany.

Tsy mbola nisy vehivavy notendrena ho Governoran’ny Faritra tamin’ireo efa voatendry, tao anatin’izay in’efatra miantoana izay.

Ireo Faritra tsy mbola nanendrena Governora:

- Amoron’i Mania
- Betsiboka
- Bongolava
- Ihorombe
- Melaky

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.